Vie quotidienne

Rhv Nirina

“M@f tompoko: fiangonana Ampasimbola/Amparafaravola: RV Nirina olona vaovao vao tonga tamin n fotoana fanosorana diloilo iny ,nisitaka n mamany efa amam bolana ,niray saina izy SN dadany ary NY zandriny tao antrano ,nihosotra diloilo ,ary nivavaka hodian n reniny ,NY ampitson iny tonga ilay ramatoa nody tao amin NY tokantranony ,(izy ireo dia avy témoin …

Rhv Nirina Read More »

Rhl Rasamoelison Gilbert

“M@f tompoko. Voninahitra hoan’Andriamanitra fa t@le hosotra t@ Alahady de niverina nilamina ny tokatranoko izay efa ataonany maro efa nandritriny 9 taona fa tafaverina nilamina tsara Voninahitra hoan’Andriamanitra de mankasitraka indrindra tompoko Voninahitra ho an-Andriamanitra tompoko. Rasamoelison Gilbert no anarako ny zavatra nataon Andriamanitra t@ fiainako de tena mahagaga satria tao anatiny 10 taona ny …

Rhl Rasamoelison Gilbert Read More »