Travail

Rhv Tsito Salohy Ravelomanantsoa

“Fiadanana Bishop . Temoignage mahakasika ny osotra. Voninahitra ho an’Andriamanitra Mpiasa madininika ny tenako ao Ambatovy ary afaka esorina tsara mihitsy. @Departement hafa rehetra ny olona mitovy poste amiko efa depuis confinement no nasaina nijanona tsy miasa .Niditra chomage technique izahay mandritry ny fotoana tsy voafetra. No ho Fahasoavan’Andriamanitra sy Famindrampony dia ny Lehibe miangavy …

Rhv Tsito Salohy Ravelomanantsoa Read More »

Rhv Raharilalasoa Judith

“M@f tompoko.. Raharilalasoa Judith Mpanjaitra Mananjanaka 4 Monina lot III D 16 Antaniavo Tananarive. Voninahitra ho An’Andriamanitra Irery ihany ary mankasitraka anareo mivady Mpitarika anay sy Mamotsotra Tenimpitahiana ho anay. Mpanaraka 97.4fm aho..Nandray Hosotra izahay tato antrano ary tena taorianan’izany dia nisokatra ny Fitahiana arabolanay tato antrano..Tsy takatry ny saina ny Fitahiana sy Famatsiana azonay.. …

Rhv Raharilalasoa Judith Read More »

Rhv Chantal

“Maf tompoko voninahitra ho an’Atra no hijoroko vavolombelona ary mankasitraka anao Bishop Patrick sy Rév Fara Andrianarivo zay mampianatra zava-dalina ny tenin’Atra ny hijoroko vavolombelona dia ao anatin’izao crise eto @ firenentsika izao dia tena tsy ory zavatra andavanandro izahay ao antrano ary afaka misokatra tapak’andro ny toeram-piasako ary betsaka mihitsy ny ventes isan’andro manao …

Rhv Chantal Read More »

Rhv Njiva

“M@f tompoko, mankasitraka indrindra Bishop ny fampianarana omenao sy ny fahasoavana zarainao aminay, betsaka ny tokony hijoroana vavolombelona bishop raha tao anatin’izay fotoana nidirana tao ampiangonana zay fa aleo araka ny fangatahanao hoe izay nitranga farany teo no ijoroako aminao androany!Resaka marché public ilay izy, izay azoko t@ septembre, ni executena novembre 2019. Izay tokony …

Rhv Njiva Read More »