Percée financière

Rahalahy Rijalanto

Mitomboa @ fahasoavana tompoko , Voninahitra ho an’Andriamanitra fa rehefa namafy tamin’ny fanentanana nataonao ny amin’ny fividianana tany hoan’ny fonenan’ny Voninahitra ny Alahady farany avant confinement , Dia nomen’Andriamanitra famatsiana tao anatin’ny Iray volana nazahoanay tany 500 M2 Eny ILAFY izahay .

Rhv Raharilalasoa Judith

“M@f tompoko.. Raharilalasoa Judith Mpanjaitra Mananjanaka 4 Monina lot III D 16 Antaniavo Tananarive. Voninahitra ho An’Andriamanitra Irery ihany ary mankasitraka anareo mivady Mpitarika anay sy Mamotsotra Tenimpitahiana ho anay. Mpanaraka 97.4fm aho..Nandray Hosotra izahay tato antrano ary tena taorianan’izany dia nisokatra ny Fitahiana arabolanay tato antrano..Tsy takatry ny saina ny Fitahiana sy Famatsiana azonay.. …

Rhv Raharilalasoa Judith Read More »