Rhv Annie Michela (Wuhan, Chine)
M@f tompoko, Fijoroana vavolombelona momba ny fahasalama Ny olana nahazo ahy dia ny alahady alina teo narary tampoka ny sofiko roa, tahaka ny nisy fanjaitra natsatoka tany anatiny tany, ary nia niena ny fahenoko ary nia tsy nahare intsony mihintsy aza, ary tsy afaka miteny satria vao mietsika ny vava dia marary ilay sofina, tsy …