Mitomboa @ fahasoavana tompoko , Voninahitra ho an’Andriamanitra fa rehefa namafy tamin’ny fanentanana nataonao ny amin’ny fividianana tany hoan’ny fonenan’ny Voninahitra ny Alahady farany avant confinement , Dia nomen’Andriamanitra famatsiana tao anatin’ny Iray volana nazahoanay tany 500 M2 Eny ILAFY izahay .