M@f tompoko, izaho tompoko dia misy an ilay fanahy manambady efa an taonany maro. Efa imbetsaka ihan tompoko aho no nahaino toriteny sy mpanompon’Andriamanitra miresaka mahakisika an io fanahy manambady io. Fa ny zavatra tonga ao antsaiko voalohany foana hoe izaho tsisy an zany fanahy manambady izany rehefa mahaino toriteny na mpanompon’Andriamanitra miresaka mahakasika an izay. Kanjo rehefa nanaraka ilay fanahy maloto avy anaty rano iny aho dia tonga saina sady nandinika ny fiainako hoe izaho mihits izany teneniny izany. Nanomboka teo aho dia mangetaheta fanafahana nefa misy eritreritra foana tonga aty anatiko hoe afa-baraka any aho, ho menatra any sao dia lazainy mpanompon’Andriamanitra fa hoe mandainga any be dia be mihits ny zavatra miteny aty anatiko hoe tsy afaka izany fa haleo mijanona am izao ihan. Farany moa tapa-kevita ihany aho hoe handeha hanatona mpanompon’Andriamanitra.Ka tamin omaly talata aho nakan am birao ny fiangonana dia pastera Hery moa no nandray ahy ary natao delivrance Rehefa vita ny delivrance dia ilay zaho handeh handray bus eny andalana iny mahatsiaro tena maivamaivana sad tsy mijerijery lehilahy tsony tahaka ny nahazatra taloha fa ny lalako no nizorako ary mbola nahavita miteny zavatra tsara makasika ny fiainako ihany koa teny handalana. Rehefa tonga taty antrano am izay aho dia narary ny lamosiko ary nahatsiaro reraka ka nakaina kely teo ampandriana rehef taitra aho avieo dia tsemboka be sady tsy tsapako intsony ilay narary tam ny lamosiko no te handoa be aho Noho ny ariva iny dia bedin mamanay aho fa nisy zavatra noteneniko azy izay ,izaho mantsy matetika rehefa bedy indrindra fa rehefa mamanay no manabedy ahy dia mieritreritra ny hamono tena foana aho ka tiako ho tsatohana am antsy foana ny tenako na tiako hakapokapoka be ny lohako nefa kosa tam omaly alina iny tsy tao antsaiko intson ny hamono tena f nohainoko fotsin izy ar aveo ar aho alohan hatory mbola nahavita nifaly ihan aho. Tonga ny anio maraina matetika aho rehefa hifoho maraina dia kivikivy foana sy tsy te hiaina intsony fa leo miaina nefa kosa androan maraina tena feno fifaliana be mihits aho am fomba izay tsy aiko hazavaina no sady tena maivana tanteraka no mahavita miteny zavatra tsara momba ahy izay tena tsy vitako mihitsy taloha. Ka mankasitraka indrindra tompoko tam fampianarana sy ireo toro hevitra tsar fa tena tsapako tena maivana sy misy fiandanana be ato anatiko am izao ary voninahitra ho an’Andriamanitra Mankasitraka indrindra tompoko