Rhv Virapin

“M@f Bishop. Témoignage 3 : tadidinao ve ilay tongotro gauche tapaka t@ mars 2019. T@ miracle spécial volana avril 2019 no nahasitrana azy. Fa saingy nitodra takaitra aho, lasa fohy ilay izy raha oharina @lay droit. Ary nanao douleur en permanence aho na mipetraka na mitsangana. Rehefa mipetraka aho dia manamboatra fomba fipetraka foana mba hampahazo aina. Tao anatin’ny vavaka ho an’ny mpiadraikitra t@ alahady de namototra teny bien précis ho ahy ianao, ary tena noraisiko izany. Ny mardi tao aorinan’io raha hipetraka eo ampandriako aho hamaky baiboly de tonga saina fa to tonga de nipetraka tsara tsy nila nanamboatra fihetsika sady à l’aise tsara. Saingy ohatry ny nanofy aho ka tsy tapa kevitra ny hanamarina izany. Omaly mercredi aho rehefa handro maraina de nitsangana tao anatin’ny beignoire, de ohatry ny gaga aho hoe to mijoro tsara tsy maheno maharary. Nanatona fitaritra aho ary nijery, hitako fa nitovy tsara ny tongotro. Gloire à Dieu. Et des millions mercis à vous”

Leave a Comment

Your email address will not be published. Required fields are marked *