“Fiadanana Bishop . Temoignage mahakasika ny osotra. Voninahitra ho an’Andriamanitra Mpiasa madininika ny tenako ao Ambatovy ary afaka esorina tsara mihitsy. @Departement hafa rehetra ny olona mitovy poste amiko efa depuis confinement no nasaina nijanona tsy miasa .Niditra chomage technique izahay mandritry ny fotoana tsy voafetra. No ho Fahasoavan’Andriamanitra sy Famindrampony dia ny Lehibe miangavy mafy ahy t@iny semaine iny hoe mijanona fa tena ilaina ianao. Miankohoka,midera ,mankalaza …inoako fa avy @finoana sy ny hosotra noraisinay mianakavy t@semaine lasa izany .Ny olona hafa gaga daholo .Dia tsy taitra aho nijoro vavolombelona fa avy @Herin’Andriamanitra no mahatonga ireto mpampiasa zatra manetry ahy ireo miangavy sy mahatsapa fa tena ilainy aho. Haleloia”
“Mpiasa eo @200latsaka sisa nijanona efa +de 2500 lasa avokoa fa voasivana ny tenako na dia eo ampiandrasana ny valin’ilay asa iray nijoroko vavolombelona t@Herinandro.
Efa in 3 niantso ahy ilay orinasa iray fa mbola nampiny test en ligne farany dia miandry ny decision finale zareo aho.En gros,raha tsorina ,ny Orinasa no mitady ahy anaty Crise nefa ny olona very asa
Tsy heriko tsy fahaizako fa Voninahitr’Andriamanitra sy Heriny”
“Haleloia,voaray @asa nampanantenain’Tompo aho. Raha tsiahivina dia mpiasa ao ambatovy za tsy cadre fa atao hoe cadre moyen raha ny titre sy karama fa ny asa dia passe par tout ary tsy nisy evolution nandritry ny 10ans latsaka . Avant confinement dia nanapakevitra ry zareo fa ampidinina ny niveau fa tsy kitihana ny karama,ny tena @maha-mpanaradia an’i Kristy dia mangataka omeny izay sahaza .Nisy moment kivikivy dia nisy namana niteny hoe aza kivy fa apetrao aminy ny adinao,plus niezaka sy nangataka ny mba hiakatra ny responsabilité sy poste toa vao maika nampidinina nefa en meme temps tsy nety lasa chomage technique na t@1ere vague na t@2e vague. Mioty ny valim-bavaka ankehitriny voaray soamantsara ho Key Account Manager @Airtel aty Toamasina. Apetraka @Tompo ilay nanome ny asa ny firoborobon’io orinasa mba ho fitahiana ho an’izy ireo no fisiko ao. Dera sy laza ary Voninahitra ho an’Tompo. Isaorana ihany koa ianao fantsona mahery mampandroso ny fanjakan’Andriamanitra.Izaho manokana dia midera ny Tompo noho ny aminao Bishop. Fahasoavana sy fitahiana no ary famonjena no azonay avy @alalanao sy Kristy Velona ao anatinao.”