“M@f tompoko.. Raharilalasoa Judith Mpanjaitra Mananjanaka 4 Monina lot III D 16 Antaniavo Tananarive. Voninahitra ho An’Andriamanitra Irery ihany ary mankasitraka anareo mivady Mpitarika anay sy Mamotsotra Tenimpitahiana ho anay. Mpanaraka 97.4fm aho..Nandray Hosotra izahay tato antrano ary tena taorianan’izany dia nisokatra ny Fitahiana arabolanay tato antrano..Tsy takatry ny saina ny Fitahiana sy Famatsiana azonay.. Nanaraka ilay vavaka tamin’ny alahady ariva ary nanjaitra mosara ho anay tato antrano.. _Nofonosiko an’io Mosara io tamimpinoana ny telephonneko ary dia nisy olona tsy nampiiziko mihintsy namaly ny mp ko nanontany ahy hoe inona no azoko anampiana anao? Dia mety daholo hoy aho dia Gloire A Dieu fa nandefasany vola aho.. Narary ny ilako havia izay tena nampataotra ahy mafy satria mivonto ambamin’ny tanako havia.Hosafoiko tamin’ilay mosara ny vatako rehetra ary sitrana aho izao.. Ny zanako vavy chommage fa miasa ao amin’ny Plaza Ampefiloha..Nisy olona nanokatra Homeopharma niantso ahy hoe afaka miasa aty amiko vz ny zanakao dia manao stage payé deux mois ary apres izy hitazona ilay Homeopharma.. Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany fa Tsy Miova Izy ary Tena:TSY MITORY TSY MISY POROFO ISIKA..amen”