Rhv Njiva

“M@f tompoko, mankasitraka indrindra Bishop ny fampianarana omenao sy ny fahasoavana zarainao aminay, betsaka ny tokony hijoroana vavolombelona bishop raha tao anatin’izay fotoana nidirana tao ampiangonana zay fa aleo araka ny fangatahanao hoe izay nitranga farany teo no ijoroako aminao androany!
Resaka marché public ilay izy, izay azoko t@ septembre, ni executena novembre 2019. Izay tokony efa nivoaka paiement decembre . Dia nihemotra foana lay izy, Lay ord sec rahateo koa milaza oe misy dossier tsy ampy foana Dia nofenoin’ilay prmp moa ilay dossier satria avy any @zareo no tsy feno. Niandry janvier fevrier mars tsy nisy vaovao mintsy, dia avy eo nisy an’ity crise corona ity dia vao miha tsy hitako intsony hoe aiza ny olana tsy ivohan’ilay paiement, ny tao @tresor rahateo tsy afaka nandray olona intsony. teo dia nanomboka kivy ary tena nifampiresaka mihintsy aza moa izahay mivady hoe rehefa tsy hita be niany ranga dia andao avela any a! Ny taty anatiko anakiray miteny hoe Avelao ho any refa tsy hita, ny anakiray miteny hoe aza manaiky hamotsitra tsotsotra izany. nanoloana izany dia nivavaka foana moa ary nisy an’ity confinement ty moa manaraka ny vavaka sy fampianarana foana, dia t@ilay nisy diloilo nalaina tany @birao iny dia nanaraka ilay vavaka izahay tato @ZP, dia nobitsihin’ny fanahy masina aho hoe io diloilo io no ampiasaina @lay dossier, Dia tena nahavariana fa tena oe asan’ny fanahy masina fa niantso tokoa ny tany @ministera ny alatsinainy iny ihany, dia nifanaiky izahay tany fandalovana iaraka ho ao @tresor hijery ilay dossier. Tonga tao tresor vao teo @varavarana dia nohosorako an’ilay diloilo ny tanako sy ny andriko sady nigonogonona nivavaka aho no niditra, tonga tao @lay mpanaraka ny dossier izahay dia hoy izy hoe rejeté lay dossier anareo ,teo dia sady kepoka no kivy, Dia nanontaniako izy oe tena tsisy azo atao ve izany sa ahoana? Dia hoy izy mantsy ahy hoe raha sahy ianao dia mandehana makao @paieur direct fa izy ihany no mamaha an’io. Dia hoy aho hoe oui tsy maninona fa aleo za ho ao aminy. Dia nankao za, dia noresahako azy lay olana dia hoe problem date lay izy satria tafiditra jour ferié Noel nanaovana ilay asa dia tsy mety. OK ary oa, dia sady nisaotra azy aho, tao ivelany varavarana aho nibaiko t@finoana fa vita io mivoaka io, dia nokasihiko t@lay tanako nisy diloilo ny varavarany, dia lasa aho nody, dia araka ny teninao iny hoe Vita dia hoy koa za hoe Vita. Tsy niasako saina intsony lay izy fa hoy aho nivavaka hoe Jesosy a, efa nomenao ahy iny marché iny dia ianao koa hanampy ahy hamoaka ny vola, avelako ianao fanahy masina hiasa fa ianao efa niteny fa vita ny @iny. Dia tsy nisy n’inoninona nataoko intsony afatsy nisaotra dia avy eo notohizanay mivady ny fiainana, dia voninahitra ho an’Atra fa nijery compte izahay mivady nirava avy nivavaka teo fa efa tonga ao @ comptenay lay vola! Ny ampaherezako ny hafa dia hoe aza mora mamotsitra izany @zay zavatra atao, refa napetrakao @ Tompo ilay izy dia aza mitady 2e solution intsony fa avelao ny fanahy masina hitari dalana anao. Mankasitraka indrindra tompoko! Dia ho an’Atra irery ny voninahitra”

Leave a Comment

Your email address will not be published. Required fields are marked *