Rhv Linah

“Mbola fijorona vavolombelona manaraka. Zanako Ilonah. Nafana be ny vatany ray manontolo omaly. De tsy natoky taty anatiko t@ ireo fampianarana atolotrareo anay. De natorony Ana Teo @ tibias ny nisy bay ary Tena mamay io vatanio. De naka rano namasinoko ran’i jesosy de nampandroiko azy de nosorako diloilo le bainy satria nanaitaina azy. Any @ 1h24 maraina jereko izy misy température Dray. De sady nivavaka hoazy Aho. De naka lamba Aho nilemako rano de napetapetako t@ vatany rehetra fa Tena mamay io lamba io. De avy eo rehefa vita zay petapetaka lamba mando izay.de nalaiko lay mouchoir misy hosotra de nakasoko t@ lay bay sy ny vatany de napetako Teo amboniny lohany de natory izahay. Voninahitra Ho an’Andriamanitra fa iny izy nifoha maraina niteny tamiko feno tsikitsiky hoe Mama tsy mamay tsony za Mama. Sady lasa masaka le bay nivoaka ny nana Tao anatiny. Ary izy rehefa nilalao de sorena le kambana aminy Julia de nendahany Teo le takopery hamoahany lay nana. Izy zao le bay maina izy Salama tsara.tsara ny tompo Dada. Hore tany amandanitra Anie ny fahagagany sy ny fahaiza manaony manerantany @ alalanareo Dada sy Neny.”

“Fampiharana anilay mouchoir Dray t@ tokatrano nanaovako cellule. Misy zanakany tompotrano io nanitsaka tavoahangy. De misy tataka bé Tao ambany faladiantongony. De noraisiko ny tongony de nivavahako le bay.de za mbola mihaino any papany mijoro vavolombelona momba ny tokatrano. De sady kasihako anilay mouchoir lay zanany ivavahako momba lay tongony.niasa @ zay le herinilay hosotra t@ lay Zaza naheno fanaitaina lay Zaza de nivavaka hoazy Aho. De tsy naheno anilay fanaitaina tsony izy. Voninahitra Ho an’Andriamanitra fa na za koa nandrara anazy e moramora. Fa io Tena mi sauté saute tsy mety hitsingitsinga tsony @ tongony fa miakamidina mihazakazaka eo ambony latabatra mananihany ny namany. Tena hitanao feno tsikitsiky izy. Tsara ny tompo Dada. Tena mahagaga Izy.”

Leave a Comment

Your email address will not be published. Required fields are marked *