Rhv Chantal

“Maf tompoko voninahitra ho an’Atra no hijoroko vavolombelona ary mankasitraka anao Bishop Patrick sy Rév Fara Andrianarivo zay mampianatra zava-dalina ny tenin’Atra ny hijoroko vavolombelona dia ao anatin’izao crise eto @ firenentsika izao dia tena tsy ory zavatra andavanandro izahay ao antrano ary afaka misokatra tapak’andro ny toeram-piasako ary betsaka mihitsy ny ventes isan’andro manao ventes zahay manko ary koa afaka mifanakaiky @ tompo sady lay vadiko mazoto manaraka ny fotoambavaka @fb zany dia noho ny vavaka ataonao Bishop mankasitraka tompoko misaotra tompo maf”

Leave a Comment

Your email address will not be published. Required fields are marked *