Rhv Andy

“M@f Tompoko. Tena mankasitraka indrindra tompoko ny amin’ny fampianarana sy ny vavaka izay ataonao ho anay. Voninahitra ho an’i Jesosy irery ihany. Tokony efa ela aho ny nametraka dossier am reconnaissance de diplôme, mba avadika ny diplôme ny zareo aty ny diplômeko. Nefa tam 14 mai teo aho vao nametraka dossier, tena efa tara bé. Ny fi traitén’zareo dossier nefa MINIMUM 3 mois ary 100 Euros ny frais de dossier. Androany 29 mai nefa dia fa nivaly ilay izy, azoko ny reconnaissance ary tsy nampanaovin’zareo frais de dossier aho. Deraina Jesosy!”

Leave a Comment

Your email address will not be published. Required fields are marked *