Rhl Rasamoelison Gilbert

“M@f tompoko. Voninahitra hoan’Andriamanitra fa t@le hosotra t@ Alahady de niverina nilamina ny tokatranoko izay efa ataonany maro efa nandritriny 9 taona fa tafaverina nilamina tsara Voninahitra hoan’Andriamanitra de mankasitraka indrindra tompoko Voninahitra ho an-Andriamanitra tompoko. Rasamoelison Gilbert no anarako ny zavatra nataon Andriamanitra t@ fiainako de tena mahagaga satria tao anatiny 10 taona ny vadiko nande tany sady tsy niraharaha ny zanakay mienadahy. fa tao ananatiny le fanosorana iny alahady iny ny zoma iny izy fa tonga miaraka @ entana. mankasitraka indrindra tompoko t@ vavaka sy ny fanosorana fa tsara ny Tompo”

Leave a Comment

Your email address will not be published. Required fields are marked *