Rhl Maheriniaina Maharesy

“M@f tompoko. Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany ,Ary tsy hadinoiko koa ny mankasitraka anareo Ray amandreny ampanahy izay mampianatra anay foana. Ny zavatra ijoroako vavolombelona eto moa, taminy izaho tany mada, dia nadio tsara ny visage ko.Nefa rehefa tonga taty a dubai izaho, dia lasa ni betsaka mony be ny tarehiko, sady ny voloko niongotra daholo. Tamin’ny fanosorana diloilo iny, niteny bishop hoe ny tarehy feno mony dia ho afaka ary ny volo miongotra dia haniry. Dia noraisiko ilay izy. Dia afaka fotoana fohy, voninahitra ho An’Andriamanitra irery ihany, fa rehefa nosorako ilay diloilo masina de sady noraisiko ny tenin’i Bishop, dia niafaka ilay mony tsy nisy intsony nadio tarehiko niverina taminy loany. Sady naniry be koa ny voloko. Haleloia. dia misaotra an’ny Tompo,de sady mankasitraka tompoko”

Leave a Comment

Your email address will not be published. Required fields are marked *