“M@f Bishop. Hijoro vavolombelona aho ny am zvt nanjo ahy. Tonga ny fadimbolako tam le 11 mai teo, tsy nety nijan raha ts elabe, nefa mbola nisy zvt nande foana tao (tsy ra intsony fa zvt mavomavo madity be) ary niaraka tamzay d tsy nahatazona pipi aho. Ankoatrizay d ny bas du ventre-ko no narary be sy ny lamosiko. Tsy nande dokotera aho ary ts nihinana fanafody koa fa nisafidy hino ny tenin’Atra sy ny teny navotsony tamn alalanao. Tsy haiko ze origine anle aretina fa zay no zv-nisy. Fa tamle fampitana hosotra tam mouchoir iny d nosafoiko tamniny ny bas du ventre-ko, ny lamosiko sy teo am valahako sady nivvk ah, d tsy tadidiko oe taiza sy oviana no nijanona tamiko ireo fanaintainana sy ny zvt nivoaka tam fivaviako sy ny pipi tsy voatana, fa izao ah salama tsara. Mankasitraka an’Atra manokana ah namangy ahy nanao operation divine, ary mankasitraka anao manokana koa nanaiky nampiasainy, ary ireo mpiara-miasa aminao miara-mivvk. Mankasitraka Bishop. Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra.”